Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno
Choeuruni 2018 - Toulouse

Ho fankalazàna ny Noely, dia hanatanteraka toriteny an-kira ny Antoko Mpihira Ny Antso ny alahady 21/12 izao, manomboka amin’ny 4 ora hariva.