Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno

Ampidino eto anio ny herinao Ray ô !
Henoy ny vavakay avy ao am-po
Trotonay Aminao ka mba jereo
'Reto zanakao

Isan'andininy
Inoanay fa hitarik'azy Hianao
N'aiza n'aiza haleha, hiambina azy Hianao
Satria fantatray fa tia azy Hianao
Ka ambany elatrao no hialofany
Raha sendra ny manjoa


Irinay koa ny fahasoavanao Ray ô !
Tsy hisarak'aminy n'aiza haleha
Fa hamirapiratra ho hitany
F'eo anilan'Hianao


Aza avela ho'irery ireo Ray ô !
Aza hilaozanao f'efa Anao
Ny asa hataony anie mba hombanao
Hiderany Anao.

 

 

Attachments:
File
Download this file (Ampidino eto anio.pdf)Ampidino eto anio.pdf