Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno

Toy ilay fahizay, hataky ny Tomponay,
Hampiray ho iray izao tontolo izao no vavak'Aminao


Isan'andininy

Mba ho iray ihany hatreto an-tany
Ny mino katsy hanadino
Fa Anao, zanakao


Mbola hisy ary tena misy ny fisarahana
Eny misy, noho ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny olon'afaka

Tsy hisy intsony anie 'reo finoana be dia be
Nampisarak'hatrizao na dia samy zanakao

Ampiraiso izahay fa izay no vavakay.


Attachments:
File
Download this file (Ampiraiso-Izahay.pdf)Ampiraiso-Izahay.pdf