Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno

Ny fiainako manontolo, hatramin'ny ela be
Dia narindranao daholo na taiza no naleha
Ka ny hany ho lazaiko, ny azoko hatao
Dia izay vokatry ny saiko no hisaorako Anao

Isan'andininy
Fa na talenta na fahaizana na saina sy izay rehetra nentiko ho ampiasaina
Dia voninahitra na dia tokilalao
Fa tsy misy na iray aza avy amiko
Fa Anao irery no nindramiko

 

Attachments:
File
Download this file (Anao_no_nindramiko.pdf)Anao_no_nindramiko.pdf