Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno

Andeha hidera ny Tompo
Fa tsara ny mihira ho Azy
Fa mendrika sy masina Izy e !
Lehibe indrindra ny famindram-pony

Andramo ka izahao fa tsara ny Tomponao
Fa aza mihanahana fa ny eto tsy mahatamana
Fa aza mangatak'andro
Andeha hidera Azy isan'andro

Teendreo ary ny lokanga
Velezo ny amponga
Ary aza mihanahàna na lehibe na kilonga.

Attachments:
File
Download this file (Andeha_hidera.pdf)Andeha_hidera.pdf