Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno

Andeha re ho zakaina
Raha ny hazo fijaliana
Na misakana tsy azahoana
'Lay fonenana tsy mba vidiana
Tsy aleo ve dieny ety tokoa no miaritra zava-manjo
Toy izay rehefa eo an-dapan-dRay vao ho lavina mandrankizay

 

Isan'andrininy
Ô mba andrandrao
'lay lapa soa ho anao
Fa vonona ao ary koa ho anao
Ô avia re !
Avia ka mijere
Sambatra 'zay tafiditra ao


Andeha re ho resena
Raha toa ka ny fakam-panahy
No jadona izay manakana
Tsy handovana ny lapan'ny Ray
Izay nambarany fa ho an'ny olona voafantinasy voafidy
Nahatanteraka fihazakazahana, tsara saina nahay nisafidy.


Attachments:
File
Download this file (Andeha_ho_zakaina.pdf)Andeha_ho_zakaina.pdf