Filoha Rabe Hanta
Filoha Mpanampy Rasolomandimby Andiamaminoro
Mpitambola Jerindrainy
Mpitantsoratra Jerindrainy Julianna Aline

Nohon’ny sitrapon’Andriamanitra dia mitsangana soa aman-tsara ny Sampana Fifohazana eto Melun nanomboka tamin’ny 17 mey 2015.