Hetsika faha 15 taonan'ny fiangonana - 22 Okt 2016

Faly miarahaba ny Sampana Zavamaneno amin’ny Anaran’ny Tompo.

« Je suis dans la joie quand on me dit : Allons à la maison de l’Eternel ». Ps 122-1

Nous remercions le Seigneur d’avoir exaucé notre prière. La première fête de la musique du SZVM s’est bien passée.

Merci à tous les musiciens qui y ont participé. Merci également à tous ceux qui n’ont pas pu participer mais nous ont accompagnés dans la Prière et nous ont aidés dans la préparation de cette fête.
Nous remercions tous ceux qui nous ont prêté main-forte et plus particulièrement les parents.
Merci à tous et à toutes de votre collaboration pour la réussite de cette fête.

Enfin et non des moindres, nous remercions :
- Pasteur Solo Andrianomenjanahary d’avoir été présent pour porter cette journée dans la prière;
- Lalao Razafimandimby, Présidente de la Paroisse de nous avoir aidés à trouver cette superbe salle.

Que Dieu vous bénisse.
A Lui seul soit la Gloire au plus haut des cieux. Amen

Misaotra an’Andriamanitra isika fa vita soa aman-tsara ny fête de la musique 2016.
Misaotra ny mpitendry zavamaneno rehetra tsy an-kanavaka: ianareo nandray anjara, ianareo tonga nanotrona, ianareo izay tsy afaka niaraka taminay kanefa dia nitondra am-bavaka ny fotoana sy nankahery.
Misaotra anareo ray aman-dreny rehetra tamin’ny fahatokisana napetrakareo tamin’ny Sampana Zavamaneno nandritra ny fanomanana iny Fête de la musique iny. Mankasitraka ny fiaraha-mientana nasehonareo sy ny fanampiana nentinareo tamin’ny fomba samihafa.

Misaotra ny ray aman-dreny Mpitandrina, pasteur Solo Andrianomenjanahary tonga nitondra am-bavaka sy nanatrika ny fotoana.
Misaotra ny Filohan’ny Tafo FPMA Melun, Lalao Razafimandimby tamin’ny fikarakarana ny trano.

Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hitahy ary hamaly fitia ny tsirairay.
Ho Azy irery ihany ny Voninahitra.
Mirary soa indrindra.

Noromalala R.
SZVM