Sekoly Alahady 26-06-2016
Fizaràna mari-pakasitrahana 26-06-2016

Thé concert ny sampana sekoly alahady tafo FPMA Melun

Fifaliana ho an’ny sampana sekoly alahady eto amin’ny tafo FPMA Melun no manasa anao hanatrika ny Thé concert izay karakaraina ny asabotsy 28 febroary 2015 manombola amin ny 3 ora tolak’andro .

Hankafy ny talentan’ireto ankizy ianareo no hahazo fahafinaretana miaraka amin’i Jesosy .

Ny toerana dia ao amin’ny "salle compexe sportif Jacques Marinelli , 77000 Melun"

Ny fidirana dia 10€

Aza misalasala mitondra sy mampita izao hetsika izao amin’ny ny havana aman- tsakaiza

TONGAVA MARO HANOHANA !!!...