Sekoly Alahady 26-06-2016
Fizaràna mari-pakasitrahana 26-06-2016

Efa nanomboka ny fanomanana ny fankalazana ny nahaterahan’ilay Mesia ny sampana sekoly alahady .

Ao anatin’izany fanomanana izany ny fianarana ireo tsianjery maro, ireo hira isan-karazany ary ireo hetsika an-tsehatra izay hatolotry ny ankizy

Hafa kely tokoa izany fankalazana izany amin’ity taona 2014 ity satria dia hiakatra andapihazo malalaka izy ireo ary trano voatokana ho amin’ny fety no hanantanterahana izany hetsika izany. Tsara marihina fa izay vao hisy toy izao hatramin’ny nisian’ny tafo

Ho lazaina amintsika amin’ny manaraka ny toerana fa manentana antsika sahady hamandrika ny datin’ny 14 desambra 2014 manomboka amin’ny 4 ora hariva hiarahana amin’ny FPMA Melun ary indrindra indrindra amin’ny sampana sekoly alahady.