Miarahaba antsika rahalahy mpiara dia amin'ny Tompo

Mamerina ny fisaorana antsika nahafoy andro nanotrona ny fivoriantsika.

Io mipaingotra ireo ny tatitrin'ny fivoriantsika tamin'ny 3 mars 2016, sy ny Calendrier SLK 2016 zay hatolotra amin'ny fivorian'ny Komity manaraka.

Ho an'Andriamanitra irery anie ny dera sy laza ary ny voninahitra.

Hubert / Birao mpandrindra