Namaly ny fanasan'ny SLK Fihobiana ny SLK Melun ary nanotrona ny fotoam-pivavahana sy nanatanteraka anjara hira iray.

Ny hira "Sambatra ny fo" no natolotra ho fandraisana anjara ...miaraka amin'ny satroka vaovao fanomezana avy SVK Melun tamin'ny fetin'ny ray.