Célébration du Xe anniversaire en 2012
Excursion avec la STK de la Région Centre-Est en 2012
Concert de noël en 2013
25 Septambra 2016

Ho enti-manana ny lasy nationalin’ny STK any Orléans amin’ny volana jolay, ny Sampana Tanora Kristiana eto amin’ny Tafo Melun dia manasa ny fiangonana iray manontolo ary ny tapaka sy namana rehetra hiara-hiala voly sy hikorana aminy amin’ny Sortie Kermesse izay karakarainy ny 31 mai 2004 - Alatsinain’ny Pentekosta ho avy izao.

Ny toerana dia eny amin ?ny :

Espace Régional Protestant Hottinger 4, rue Mercière 94 370 Boissy Saint-Léger (ERF Boissy Saint-Léger)

Accès : RER A - Boissy Saint-Léger na RN19 mivily miakatra an-kavia aorian ?ny tetezana SNCF.

Ny sakafo (buvette sy barbecue) dia hamidy eny an-toerana ary ny tanora sy ireo ray aman-dreny no hikarakara izany. Tsy adino koa ny lalao samihafa toy ny loto, hazakazaka an-kitapo, jeu de piste, katro...sns...

Ny vola azo dia ho enti-manana.

Telefaonina fifandraisana : 06 14 66 49 04 / 06 88 05 22 30