Sampana vehivavy Kristianina Melun"Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin’ny fitafiana... amin’ny asa tsara, araka izay mahamendrika ny vehivavy manaiky ny fivavahana amin’Andriamanitra." I Timoty 2:9-10 TAKARIVA FIHOBIANA ny 28 aprily 2007 @ 7 ora sasany harivaHotronon’ireo sampan’ny Fiangonana : 


- Sekoly alahady 
- Tanora kristianina 
- Antoko mpihira AME 
- Lehilahy kristianina " Royal Cramayel " 150, av Ampère Lieudit la Butte d’Arvigny 77550 Moissy Cramayel 28 aprily 2007PAF ankizy : 12 euros PAF lehibe : 20 euros