Culte tous les dimanches, à partir de 10:30, au 69 Avenue du Maréchal Foch, 77190 Dammarie-les-Lys
Fanompoam-pivavahana nandritry ny lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017

Manasa anao hanatrika ny fetim-piangonana izay hatao ny 28/11/2015 ho avy izao

« Faly Aho raha hoy izireo tamiko Andeha isika ho any antranon i Jehovah » Salamo 122 . 1


Miarahaba antsika rehetra mpianakavin'ny finoana.

Ny alahady 05 jiona 2016 ho avy izao no alahady fanateram-bokatra eto amin'ny fiangonantsika. Izany dia ho tanterahina amin'ny alalan'ny valompim-bokatra koa manasa antsika rehetra mba samy handray anjara amin'ny fanantanterahina izany. Manomboka zaraina amintsika izany ny alahady 29 mai 2016.