Culte tous les dimanches, à partir de 10:30, au 69 Avenue du Maréchal Foch, 77190 Dammarie-les-Lys
Fanompoam-pivavahana nandritry ny lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017

1- FIFANINANA LOGO

Faly miarahaba antsika mpianakavin'ny finoana amin'ny anaran'ny Tompo,
Noho ny fitahian'ny Tompo dia vita soamantsara ny fifaninanana logo tamin'ny alahady 3
aprily teo.
Fisaorana feno no atolotra ireo mpifaninana rehetra, ary koa antsika mpiangona nandray
anjara tamin'ny fifidianana.

Indro ampahafantarina antsika àry ny logo nahazo ny safidy maro indrindra (20/52), izay
natolotr'Atoa Hervé RAMANANTOANINA. Arahabaina manokana izy noho izany.
Ny loka moa, araky ny efa nambara, dia any amin'ny famaranana ny fankalazana no
atolotra.

2– FIFANINANANA HIRA FANEVA

Mbola misokatra ny fifaninanana hira faneva, hampitaina mailaka amintsika ny andinindininy. Ireo
izay mila fanazavana fanampiny moa dia afaka manatona ireo mpikamban'ny Vaomiera .
Dia mametraka ny fikasana rehetra eo ambany fitahian'Andriamanitra, ary ny asa rehetra
dia ho voninahiny irery ihany.

Ny V15