Culte tous les dimanches, à partir de 10:30, au 69 Avenue du Maréchal Foch, 77190 Dammarie-les-Lys
Fanompoam-pivavahana nandritry ny lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017

Fivoriana komity Talata 05 May 2015

Ny komitin’ny tafo FPMA Melun dia hivory ny Talata 05 May 2015 manomboka amin’ny 9 ora alina ao amin’ny EPU.
Izany fivoriana izany dia tokony hatao ny 22 May 2015, kanefa nohon’ny fisian’ny fivoriambe ny 17 may 2015 dia tsy maintsy haroso ny fivorian’ny komity.

Ny tanisa dinika dia

- ny budget 2015 (toe-bola sy teti-bola )
- ireo lamin’asa avy amin’ny sampana .