Mampatsiahy antsika mpianakavin’ny Finoana fa ny Fandalinana Soratra Masina "Etude Biblique" manaraka dia :
- Ny zoma 28 Mey 2010 amin’ny 9 ora alina.
- Ny toerana :Centre Le Rocheton.
- Ny ho dinihin-tsika amin’izany dia ny FITIAVANA sy ny FAHAFAHANA