PRÉSIDENT SYNODAL PRÉSIDENT DE LA Fahasoavana FPMA Paris, 14 desambra 2005 Portable : 0698114675 Courriel : This email address is being protected from spambots. You need JavaScript enabled to view it.

Indro HAFATRA PASTORALY sy SOSOKEVITRA PROGRAMA IOMBONANA avy amin’ny “ Past Synodaly Jean RAVALITERA Filohan’ny FPMA “ amin’izao PASKA 2010 izao.

Indro HAFATRA PASTORALY avy amin’ny “ Past Synodaly Jean RAVALITERA Filohan’ny FPMA “ amin’izao PENTEKOSTA 2010 izao

Indro ny HAFATRA PASTORALY avy amin’ny Pastera Synodaly Jean RAVALITERA Filohan’ny FPMA amin’izao Paska 2015 izao

Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Bobigny, faha 18 febroary 2004

Ampitomboina mandrakariva aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo. Vita soa aman-tsara tao amin’ny 47, rue de Clichy tamin’ny faha 7 febroary teo ny semineran’ny FMM notarihin’ny Filoha Synodaly Dr Jean Ravalitera nandinika ny amin’ny Batisa FPMA araka ny maha "Fiombonana manao asa misiona" azy.

"Saino ny zavatra any ambony fa tsy ny zavatra ety an-tany."
Kolosiana 3,2
 
Io tenin’ny apostôly Paoly ho an’ny Kristiana tany Kolosia (tanàna ao amin’ny faritr’i Frygia, akaikin’i Laodikia sy Hierapoly, sahabo ho 200 km avy eo Efesosy) io no isan’ny nofidina ho teny faneva amin’izao Zaikabe sy Lasy SAP/KNPL hataontsika FPMA izao.

PRÉSIDENT SYNODAL PRÉSIDENT DE LA FPMA Paris, 22 desambra 2004 Domicile : 27, rue Raymond Bordier 33200 BORDEAUX Ho an’ny Tafo rehetra sy ireo Fiaraha-mivavaka FPMA