Fetim-piangonana fanao isan-taona, natao ny sabotsy 28 Oktôbra 2017 tao amin'ny 2 rue Geneviève Anthonioz De Gaulle - 91200 Athis-Mons.

 

Sabotsy 10 / Alahady 11 jona 2017 - Domaine de la Noë - La-Bonneville-sur-Iton

 

 

Fitsangatsangànan'ny fiangonana, natao ny alatsinainy 17/04/2017 tany amin'ny Base de Loisirs - Varenne sur Seine. Somary nangatsiaka ny andro tamin'io fotoana io.

 

Fetim-piangonana natao tao amin'ny 11 avenue du Général Patton - 77000 Melun

 

Fanompoam-pivavahana tao Le Mée sur Seine ny alahady 17 janoary 2016

Fanompoam-pivavahana natao ny alahady 25 Septambra 2016, teto amin'ny fiangonana, 69 Avenue du Maréchal Foch, Dammarie-Les-Lys. Fametrahana ny Mpitandrina Roger Rafanomezantsoa eto amin'ny tafo. Natao tamin'izany koa ny fanolorana ny fankasitrahana ho an'ny Mpitandrina Solo Andrianomenjanahary mivady, niahy ny tafo tamin'ny asa fitrandrahana ny Mpitandrina Matihanina.

Fitsangatsanganana niaraka tamin'ny kilalao maro samihafa.

Fetim-piangonananatao tao Bretigny-sur-Orge