Hetsika faha 15 taonan'ny fiangonana - 22 Okt 2016

 

Fitendrena zavamaneno, hirahira karaoké, fiarahana misakafo

 

Hetsika nokarakarain'ny sampana zavamaneno, ho fankalazàna ny faha 15 taona nijoroan'ny fiangonana. Natao ny 22 oktobra 2016 tao amin'ny Relais Paroissial, 2 place de l'Abbé Evrard - 77370 Nangis