Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno

Fitsangatsangànana natao tany Bagneaux sur Loing - 14/07/2017

Niarahan'ireto antoko mpihira ireto : Maranatha, LLB Malgache, Touche and Voice, Antsa Praise, AMF Vincennes, Ny Antso

Tao amin'ny Eglise Ste-Germaine, Cachan 

Fiarahana misakafo noho ny taom-baovao 2017, fanaon'ny sampana isan-taona.

Toriteny an-kira krismasy 2016, natolotry ny sampana Antoko Mpihira Ny Antso, narahan'ny Sampana Zavamaneno.

La Chorale Ny Antso a participé à une rencontre de plusieurs chorales d'Ile de France, organisée par l'association Chaîne de Solidarité Gilles et Josiane Houbart, M. Houbart étant atteint d'une maladie rare appelée la sclérose latérale amyotrophique ou maladie "de Charcot".

Fiarahana misakafo sy hirahira toy ny fanao isan-taona ho famaranana ny taom-pianarana.

Toy ny nataony tamin'ireo sampana maro eto amin'ny fiangonana, mba hifankafantarana bebe kokoa, amin'izao vao nanendrena azy ho Mpitandrina mpiahy ny tafo Melun izao, dia tonga nihaona tamin'ny sampana Antoko Mpihira i Pasitera Solo Andrianomenjanahary ny sabotsy 11/04, nanao fifanakalozana sy fampianarana fohy.

La Chorale Ervo Voices de l’Eglise Protestante Unie de la Vallée de l’Orge - Ste Geneviève Des Bois, est venue animer le dîner concert organisé à Melun par la Chorale Ny Antso le 27/09 dernier. Gospel, joies et fraternité sont les mots qui caractérisaient ce beau moment d’échange.

Le Rocheton - fiarahana misakafo sy alavoly.

Fitsangatsanganana famaranana ny taom-pianarana 2013 - Le Rocheton