Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno
Choeuruni 2018 - Toulouse

Toy ny nataony tamin'ireo sampana maro eto amin'ny fiangonana, mba hifankafantarana bebe kokoa, amin'izao vao nanendrena azy ho Mpitandrina mpiahy ny tafo Melun izao, dia tonga nihaona tamin'ny sampana Antoko Mpihira i Pasitera Solo Andrianomenjanahary ny sabotsy 11/04, nanao fifanakalozana sy fampianarana fohy.

 

Nofaranana tamin'ny fitsangatsanganana izay natao ny 14/07 ny taom-pianarana 2014-2015.

Free Joomla Lightbox Gallery