Skip to content
FPMA MELUN
  • Accueil
  • Ireo Sampana
  • Ny Birao
    • Birao
    • Vaomiera
    • Sampana
  • Sary
  • Contact
Menu Fermer
  • Accueil
  • Ireo Sampana
  • Ny Birao
    • Birao
    • Vaomiera
    • Sampana
  • Sary
  • Contact

ALAHADIN’NY SAMPANA SVK

  • Post author:fpma-melun
  • Post published:07/03/2022

Ny Sampana Vehivavy Kristianina eto Melun manasa anareo ny Alahady 13 Marsa, fotoana hankalazana ny andron'ny vehivavy eraan-tany. Mahafaly anay ny fahatongavanareo.

Continuer la lectureALAHADIN’NY SAMPANA SVK

FIANTSOANA FIVORIANA NY ANTSO

  • Post author:Lalasoaniaina Rabarisoa
  • Post published:24/09/2021

Anio 14 septambra 2021   Faly miarahaba antsika amin’ny Anaran’ny Tompo,   Endrey tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina fa voadidin'i  Jehovah ho eo ny Fitahiana, dia fiainana ho mandrakizay" Sal 133 : 1, 3b  Asaina isika mpikambana rehetra ato amin’ny Antoko mpihira NY ANTSO hivory ny alahady 26  septambra…

Continuer la lectureFIANTSOANA FIVORIANA NY ANTSO

Versée Biblique

Soyez bons et pleins de compassion les uns envers les autres; pardonnez-vous réciproquement comme Dieu nous a pardonné en Christ.
Éphésiens 4:32

Fanompom-pivavahana isak' Alahady ao amin'ny Eglise Adventiste

69 Avenue Maréchal Foch Dammarie les Lys, manomboka amin'ny 10h30.

Mampahatsiahy antsika mpianakavin'ny finoana. Fa efa nanomboka ny Asa sy Fampaherezana ato amin'ny fiangonana. Ka dia isaky ny Alahady faharoa ny volana izany. Koa isika izay maniry izany dia raisina antanan-droa.

Copyright 2021 - Fpma Melun