Ny culte de noël dia hanomboka amin’ny 10 ora maraina arahina sakafo AGAPE ao ampiangonana. Samy hitondra izay voahomana (entrés , plats, fruits). Ny plats na laoka hataontsika dia chapons na trondro. Ny hariva amin’ny 3 ora dia ny NOEL DE GLOIRE ny Sampana Sekoly Alahady ao ampiangonana ihany.