Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno
Choeuruni 2018 - Toulouse

Moa ny entanao ve mila tsy ho zakanao
Fa mandia Irery lalantsarotra hianao ?
Mahatsiaro ho very sy mahantra ve hianao
Jesoa no antsoy Izy hanampy anao


Ny fiainanao ve mampivadik'atidoha
Ny ho avinao ve tsy azoantenaina koa
Efa mil'hamoy fo sady kivy ve hianao
Jesoa no antsoy Zao ankehitrin'izao

Izay vavakao teny avy ao am-po reny avokoa
Ka valian'hianao isan'andro izao asiany soa
Raha sendra manjo tadidio f'izao hatao
Tadiavo Jesoa Izy mitady anao

Attachments:
File
Download this file (Tadiavo-Jesoa-resaisi.pdf)Tadiavo-Jesoa-resaisi.pdf