Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno
Choeuruni 2018 - Toulouse

Tsy tambonay ho tantaraina ny fitiavanao
Ka ny antema no hiraina ho Anao Jehovah Ray


Isan'andininy
Ka na tsy mendrika aza 'zahay mpanomponao
Dia efa voalaza fa tsy ho lavinao
Koa dera, laza, hery, haja FAnjakana sy Hosana
Ho Anao Jehovah Ray
Anio mandrankizay


Ny lanitra ary koa ny tany dia mitory aminay
Ny herinao tsy mety lany Tomponay mandrakizay

Attachments:
File
Download this file (Antema_fiderana.pdf)Antema_fiderana.pdf