Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno
Choeuruni 2018 - Toulouse

'Njany antsam-panahy
Feo mangovitra mitomany
Mitomany ny Tompo maty nalatsa-drà
He nikimpy ilay masoandro
Fa tsy tantiny ny hijery
'Lay Jesosy voasatro-tsilo
Nefa be famindra fo


'Njany antsam-panahy
Hira soa tokoa hira kanto
Ho anao sy ho ahy
Hira antema vaovao
'Lay Jesosy 'zay voahombo
Maty ho anao tao Kalvary
No nandresy ny fiainan-tsy hita
Ka nitsangan'Izy izao.

Attachments:
File
Download this file (Antsam-Panahy.pdf)Antsam-Panahy.pdf