Toriteny an-kira krismasy 2016
Fitsangatsangànana famaranana ny taona 14/07/2017
Fandraisana anjara tamin'ny Protestants en fête Bercy 29 sep 2013
Toriteny an-kira krismasy 2016
Toriteny an-kira Paska 2017
Antoko Mpihira miaraka amin'ny sampana zavamaneno
Choeuruni 2018 - Toulouse

Injao onjam-panahy mandona ny fo
Feo mibitsika mora mitaona ahy izao
Mba hiverin'indray ao am-balan'ny Ray
Honin'ao mandrakizay.

Isan'andininy
Mpiandry tsara ô vohay
Hidirako indray
Ho ao Aminao
Ao aminao no misy ny soa
Ho an'izay madio am-po

Ao am-balany ao ny ondry nania
No mitoetra tsy mandry fa lavi-manjo
Ka matoky fa hay! ny ondry mamin'ny Ray
Honin'ao mandrakizay.

Attachments:
File
Download this file (Ao_aminao.pdf)Ao_aminao.pdf