Culte tous les dimanches, à partir de 10:30, au 69 Avenue du Maréchal Foch, 77190 Dammarie-les-Lys
Fanompoam-pivavahana nandritry ny lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Lasim-piangonana 10-11 jona 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017
Fetim-piangonana 28 oktôbra 2017

Warning: A non-numeric value encountered in /var/www/fpma-melun.org/var/www/prod/htdocs/plugins/content/lightgallery/lightgallery.php on line 60

Fanompoam-pivavahana natao ny alahady 25 Septambra 2016, teto amin'ny fiangonana, 69 Avenue du Maréchal Foch, Dammarie-Les-Lys. Fametrahana ny Mpitandrina Roger Rafanomezantsoa eto amin'ny tafo. Natao tamin'izany koa ny fanolorana ny fankasitrahana ho an'ny Mpitandrina Solo Andrianomenjanahary mivady, niahy ny tafo tamin'ny asa fitrandrahana ny Mpitandrina Matihanina.

Notronin'ireo tompon'andraikitra isan'ambaratongany eto amin'ny FPMA : ny Mpitandrina Révérend Jean Ravalitera Filoha Synôdaly FPMA Birao Foibe sy ny Mpitandrina Lydia Ravalitera vadiny, ny Mpitandrina Falimanana Raharindranto Filoha Mpanampy FPMA Birao Foibe, ny Mpitandrina Jacky Randriambololona Mpandrindra ny Faritany Afovoany Atsinanana, ny Mpitandrina Théodore Randriamanantena Filohan'ny FMM (Fiaraha-Miasan'ny Mpitandrina) sy ny vadiny, ny Mpitandrina Landy Andrianavelasoa sy ny vadiny, Pasteur Matthieu Fury Mpandrindra ny fiangonana Adventiste izay mampiantrano ny tafo FPMA Melun, Atoa Roland Ratiarison Filoha Mpanampy laika FPMA Birao Foibe sy ny vadiny, Atoa Heriarijaona Ranaivoson mpitantam-bola FPMA Birao Foibe.

Free Joomla Lightbox Gallery