Lasim-piangonana 30/04-01/05

  • Post author:

Faly miarahaba antsika mpianakavin’ny Finoana amin’ny anaran’ny Tompo,
Am-pifaliana hatrany ry havana no hilazana antsika mpiara-dia ato amin’ny Tompo,fa hanantanteraka ny lasim-piangonana isika ny :

  • Asabotsy 30 avril 2022/ 01 Mai 2022
  • Ny loha hevitra amin’ny izany dia :
    • Fiangonana miorina amin’ny fahalalana ny tenin’Andriamanitra
      • Ny tenin’ny Soratra Masina hitarihana ny Lasy dia : « Fa hianao kosa dia milazà izay miendrika ny fampianarana tsy misy kilema » Titosy 2-1
  • Ny Toerana dia any  Houlgate

Koa manentana antsika rehetra hisoratra anarana amin’ny izany

  • Ny saran-dasy
    • Ho an’ny lehibe dia 57,25€
    • Ho an’ny tanora 13 à 17 ans dia 50,50€
    • Ho an’ny ankizy 2 à 12 ans dia 43,50€
  • Hisy fandraisan’ny fiangonana anjara ho an’ireo mpizaika rehetra mitentina 1200€
  • Ny fara fisoratana anarana dia ny alahady 10 avril 2022.
    • manatona ny Mpitam-bola (Lanto Rakotobe) na Mpitantam-bola (Voahirana Rakotovao)
    • misy acompte de 20€ isan’olona aloa rehefa misoratra anarana.

Mitondra am-bavaka ny fikasana rehetra, ary mametraka am-pelantanan’ny Tompo ny asa rehetra mbola miandry ny Fiangonana.
Ny Fiadanan’ny Tompo anie hirotsaka hatrany amin’ny isam-batan’olona.

Pastera Marc RAKOTOARIMANGA
Lalao RAZAFIMANDIMBY

Laisser un commentaire