Hiaraka hankalaza ny Noely isika ny 25 desambra izay dia atao ao amin’ny EPUDF 8 Avenue Thiers Melun 77000 . Fanompom-pivavahana arahin’ny Fankalazan’ny SA ny nahaterahan’ny Mpamonjy. Tsy hisy ny fiaraha-misakafo noho hahamehana ara-pahasalamana. Koa dia maniry ny fahatongavantsika hiaraka hankalaza ny Noely.